Surprise Me!

Ambondrona : Samy hahazo ny anjarany ny mpakafy

2015-02-24 4 Dailymotion

Hiaka-dapa, ny folak’andron’ny 1 martsa ho avy izao, manomboka amin’ny telo ora, etsy Mahamasina ny tarika AmbondronA. Nanao valan-dresaka tamin’ny mpanao gazety ry zalahy io maraina io, tetsy amin’ny Paprika Ankorondrano mba hilazany fa hahazo ny anjarany avokoa ireo mpankafy azy rehetra hatrizay 14 taona nisiany izay. <br /> <br />Notsindrian’ny tarika manokana ihany koa tamin’ity indray mitoraka ity, ny fiaraha-miasany amin’ny Orange Madagasikara satria misy antoka kokoa ny fampiasana itony teknolojia vaovao itony, indrindra amin’ny resaka fanaraha-maso ny fivarotana tapakila. Mampitandrina ihany koa ny tarika ho an’ireo mpanararaotra mpaka tombony amin’ny fivarotana tapakila.

Buy Now on CodeCanyon