Surprise Me!

Lalatiana - Nofy

2008-02-19 19 Dailymotion

NOFY

Nanonofy anao aho tamin'izay
Mitsingevana hono ianao
Rahona no hipetrahanao
Ny kintana ataonao kilalao...

Nanonofy anao aho tamin'izay
Tanana no natolotrao ahy
Handray ahy ho eny aminao
Ny kintana ataontsika kilalao...

Avia ety hoy ianao
Ho ety ambony rahona
Fa ety no homeko anao
Homeko anao izao tontolo izao...

Dia nifoha tamin'izay ary aho
Niandrandra aho, nitazana anao
Hay nanonofy anao fotsiny aho
Nitsiky kely aho
Raha mba teo tokoa mantsy ianao...

Lalatiana

Dédicace à HHdagoHH avec tout mon amour(C'est Lalatiana... Je sais je te chantais "Avelao" au téléphone à Munich pendant nos discussions de 9:00 pm à 6:30 am (njy!!!) mais je trouve que c'est la meilleure dans son domaine et ses chansons semblent me parler d'amour pour toi...Je t'aime for (ever). Hier en te quittant pour aller au lit, j'ai rêvé de toi, le réveil a été particulièrement difficile... sniff sniff!!!)

Buy Now on CodeCanyon