Surprise Me!

Tarika ADELINE - Tsy hamela irery

2008-04-21 113 Dailymotion

Tsy hamela irery (Adeline)

Nahoana no milofika ianao
tomany sy ontsa lava izao
angamba olon'tiana no nandao
mamirifiry ny ratra anatinao

tsy zaka ny fahorianao
maizina ny manodidina anao
zay jerena toa maneso avokoa
ny tontolo mirodana koa

FIV
Fantaro fa Andriamanitra
Dia manana làlana,sy drafitra tsara
Nomaniny ho anao
Ka na dia mafy aza ny fitrangan'izany
Azo antoka ny fitondrany

Mitrakà ianao handradrao ny masonao
antsoy Jesosy fa hamaly anao
Antsoy aho hoy Izy amin'ny andro fahoriana
Dia hamonjy anao Aho hamonjy anao

Hatanjao ny sainao dia matokia
Ekeo ny fitondran'ny Tompo anao
Ary ireo fery sy ratram'po
Andriamanitra tsy hamela irery anao

Fiv..

Buy Now on CodeCanyon