Surprise Me!

Laurent Rakotomamonjy - Tsy maintsy tafita

2008-12-03 144 Dailymotion

GLR : Tsy maintsy tafita

Ho anao izay mikasa mba hanara-dia
Ny Tompo sy ny filazan-tsara
Indro ho atolotro anao ity hira ity
Koa mba tanteraho soamantsara
Kanefa mivonona mba handresy
Dia miomàna hiaritra hazo fijaliana
Satria ny eso sy ny latsa anie hifanesy
Hiteraka ny fahakiviana, ny fahakiviana.

Jesô irery ihany no torio
Io ‘lay tsy miova omaly sy anio
Tsy mampaninona ahy zay fandatsahana
‘Zaho hivavaka ho anao ka mandehàna
Dia matokia fa tsy mba ho irery
Ny Tomponao no hanome hery
Fa tsy maintsy ho tafita hoy aho de matokia
Hiandry anao any am-paradisa a
Lay Jesôsy tia

Dia matokia….

Tsy maintsy ho tafita hoy aho de matokia
Miandry antsika any am-paradisa lay Jesôsy tia.

Buy Now on CodeCanyon