Surprise Me!

Noely - Mamindrà fo amiko

2008-12-08 138 Dailymotion

Mamindrà fo amiko

Mamindrà fo amiko Andriamanitra o
Araka ny fahasoavanao
Araka ny haben'ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako

Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy aho mba ho afa-pahotana koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao

Hanambara ny fiderana Anao

NOELY

Buy Now on CodeCanyon