Surprise Me!

Bessa & Lola - Misy antony

2009-01-14 142 Dailymotion

Misy antony

Izay hitantana ahy tsy maintsy miaritra
Fa hampianatra ahy izay tiany hatao
Azoko itokiana koa fa haharitra
Ny fitavozavozako fanao

Fiv :
IZANY NO ANTONY
ANDRAISAKO NY FITIAVANAO
IZANY NO ANTONY
IFIDIANAKO ANAO

Izay ekeko ho tena toky sy namako
Ho mpitarika ahy rahatrizay
Dia izay mahay mitana ny tanako
Raha sendra mba lavo aho indraindray

Fiv :..;

Efa fantatrao daholo ny toetrako
Ka tsy misy miafina aminao
Hitanao izay tontolo rehetrako
Na ratsy ireo na soa imasonao

Fiv:...(2x)

BESSA

Buy Now on CodeCanyon