Surprise Me!

Ia tale - MIMA

2009-01-22 492 Dailymotion

"Isôma atsika niagny zalah... aviaaa"

Zaho tsy zanaka mpanarivo, ia tale
fa tiako avy any Tanagnarivo o
mahita raha, ia tale
mahita raha

Zaho tsy manana vôlamegny é, ia tale
Fa saiko mandeha Andilamena
Mitsangatsanga, ia tale
Mitsangatsanga

Tanana maro mpitsangatsang e! Ia tale
Tiako tanin'i Mahajanga
Mafana sôma, ia tale
mafana sôma

filiny iraiky tsy mety ritra e, ia tale
salegy mitsijaky le kaoitry e
misy ambiancy e, ia tale
misy ambiancy

Ref:

.... asio asio asio
... kara io kara io... mafana mafana mafana

.... Ino ilainôo ... Sôma
soma ino ty ianao, KAOITRY EH!

Buy Now on CodeCanyon