Chanteur:Simon Randria
Titre:Ianao irery

Faniriako hatrizay ny hitoetra akaikinao
Hifankatia mandrakizay ka hiaraka aminao
Fa babonao avy hatrany ny ao anatiko ao
Raha nibanjina ahy ireo masonao

Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria

Ka ny hiran'ny fitia no ho kaloiko ho anao
Fa mamiko tokoa akia ny ho eo anilanao
Hasambarana hampiray ny fontsika ilay fitia
Ka ho lalana iray no hizorana ho doria

Fa ianao irery no tiako eto an-tany
Fa ianao irery no tiako ho doria