Surprise Me!

Te ho Any Aminao - Raboussa

2009-03-11 23 Dailymotion

Androany ah' ry jôba vao masoratra ho andry
Fa mabola taraiky aty an tany lavitra aty
Misôra d somary lasalasa vinany
Mahatsiaro andry d ôtrany may amina tany
Dia miezaka ny tsy hi satimaka fa tsy mety voafetra
Mampanembona zay itany masoko retraretra
Matadidy 'lay tanako @ vatanao misafosafo
‘Lay tsikinao tsisy mapanana iny vidiko lafo
Mahatsiaro anao ah d ôtrany avy nikafoum
Mifandipatra ny lelako tsy aiko zay kôzy tononina
Za mino fa any andro de any volana any taona
Enao tsy ho lavitra tsony fa akaikiko eo fônafôna
Fa androany enao lavitra nefy tsy misy azoko atao
De hirahira sisa no itambarako aminao
Raha enaonao ty de asio fo mitempo anakiray
Dia tadidio fa mahatsiro anao zay le kôfyboay

Tiany ho tsapanao lay teny kely teo zay
F'izy ne tena tia anao
Te ho any aminao izy e !!

Ndray andro any an ry jôba ho tonga eny @ tanana
Dia averiko ndray le tsika roa mitambatra hafanana
Dia asinao sento milaza fitia tsy mety ho lany
ho ataoko tsapanao zany fitiavana zany
‘Lay teny roa revenao kôziko avy ato ampoko
@ ilay fiakanjoko ndraindray lazaina ho jiolahim-boto
Dia ny manodidina matetika manakihana
Tsy koi zany ny zavatra enjehana vao maika azahona fiany
Mba andinihana , fa tsika ndray tsy afaka miady
Ny olana rehetra sedraina fa tsy hisaraka sahady
Dia ianao ho anay dia zah natokana ho andry
Sarotra saharana fa fitia atakalo fitia
fa androany enao lavitra nefy tsy misy azoko atao
de hirahira sisa no itambarako aminao
raha enaonao ty de asivo fo mitempo anakiray d tadidio fa mahatsiro anao zay le kôfyboay

tiany ho tsapanao lay teny kely teo zay
f'izy ne tena tia anao
te ho any aminao izy e !!!

Buy Now on CodeCanyon