Madagasikara 50 taona Hira Faneva
2010-06-27 14 Dailymotion
Mankasitraka ny vahoaka malagasy tsy vaky volo t@ fankalazana faha 50 taona fahaleovantena tao anaty fahendrena filaminana sy firavoravona tanteraka! Masina ny tanindrazana! ahy anao antsika rehetra