Antsam-piderana lehibe .
Iarahanao amin'ny
Groupe NY MINO ( Laurent Rakotomamonjy France )
Voahirana
ary koa ireo Chorales sy sampana maro samihafa avy eto Parisy sy ny manodidina.

Izany dia atao ao amin'ny

Salle des fêtes 14,rue de la Tombe issoire 75014 Paris
(Metro Saint jacques ligne 6)

Sabotsy 18 Jona 2011 @ 6 ora hariva

Hisy sakafo malagasy @ io fotoana io ( Vary amin'anana sy kitoza , sambos...sns....)

TONGAVA MARO ! TSY MISY VIDIM-PIDIRANA